Deoteronomia 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+
22 “Raha misy lehilahy tratra manao firaisana amim-behivavy vadin’olona,+ dia miaraka vonoina ho faty izy roa, na ilay lehilahy nanao firaisana tamin’ilay vehivavy na ilay vehivavy.+ Esory tsy ho eo amin’ny Israely ny ratsy.+