Deoteronomia 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nampijaly antsika ny Ejipsianina ka nampahory antsika sy nanandevo mafy antsika.+