-
Deoteronomia 30:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy any ampitan-dranomasina koa izany, ka hisy hilaza hoe: ‘Iza no hiampita ny ranomasina haka izany ho antsika, ka hampahafantatra izany amintsika mba hotanterahintsika?’
-