Deoteronomia 32:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+
27 Tsy nanao izany anefa aho, sao hanao izay hahasosotra ahy ny fahavalony,+Ary sao handika vilana an’izany ny rafiny,+Ka hanao hoe: “Ny tanantsika no mahery kokoa,+Fa tsy i Jehovah no nanatanteraka izany rehetra izany.”+