Deoteronomia 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+
28 Dia honina tsy hanana ahiahy i Israely,+Hitoetra irery ny lavadranon’i Jakoba,+Eo amin’ny tany be varimbazaha sy divay vaovao.+Eny, hitete ando ny lanitra eo aminy.+