Josoa 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nifoha maraina i Josoa. Koa niala tao Sitima+ izy sy ny zanak’Israely rehetra ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary natory teo izy ireo ny alina, talohan’ny hiampitany. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:1 Fandalinana, Boky 1,
3 Dia nifoha maraina i Josoa. Koa niala tao Sitima+ izy sy ny zanak’Israely rehetra ka tonga teo amin’ny Reniranon’i Jordana. Ary natory teo izy ireo ny alina, talohan’ny hiampitany.