Josoa 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’”
3 ary omeo baiko izy ireo hoe: ‘Makà vato+ roa ambin’ny folo eo afovoan’i Jordana, eo amin’ny toerana ijoroan’ny tongotry ny mpisorona, izay mijoro tsy mihetsika.+ Ento izany ka apetraho eo amin’izay toerana hilasianareo+ anio alina.’”