Josoa 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:9 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 1,
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany.