Josoa 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary ny ampitson’ny Paska, eny, tamin’izay andro izay no nanombohan’izy ireo nihinana ny vokatry ny tany, dia mofo tsy misy lalivay+ sy voam-bary natono. Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 5:11 Fandalinana, Boky 1,
11 Ary ny ampitson’ny Paska, eny, tamin’izay andro izay no nanombohan’izy ireo nihinana ny vokatry ny tany, dia mofo tsy misy lalivay+ sy voam-bary natono.