-
Josoa 7:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Ary hoy i Josoa: “Indrisy, Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Inona no antony nitondranao an’ity vahoaka ity tamin’ireny lalana rehetra ireny, ka nampitanao azy teo amin’ny Reniranon’i Jordana? Mba hanoloranao anay eo an-tanan’ny Amorita ve ka handringanany anay? Tsy naleonay ihany ve nijanona teny ampitan’i Jordana?+
-