-
Josoa 7:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Koa nandefa iraka avy hatrany i Josoa. Dia nihazakazaka nankany amin’ilay tranolay ireo, ary hitany voafina tao tokoa izany ka tao ambaniny ny vola.
-