Josoa 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Ento miaraka aminao ny mpiady rehetra ka miakara any Ay. Fa atolotro eo an-tananao ny mpanjakan’i Ay sy ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny.+
8 Dia hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Ento miaraka aminao ny mpiady rehetra ka miakara any Ay. Fa atolotro eo an-tananao ny mpanjakan’i Ay sy ny vahoakany sy ny tanànany ary ny taniny.+