Josoa 13:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ireo no nampandovain’i Mosesy azy ireo, fony izy ireo teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba teny ampita atsinanan’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+
32 Ireo no nampandovain’i Mosesy azy ireo, fony izy ireo teny amin’ny lemaka karakaina any Moaba teny ampita atsinanan’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.+