Josoa 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+
15 Ary ny anjaran’ny fokon’ny taranak’i Joda, araka ny fianakaviany avy, izay azony tamin’ny antsapaka,+ dia nitatra hatrany amin’ny sisin-tanin’i Edoma+ sy ny tany efitr’i Zina+ ary ny farany atsimon’i Negeba.+