Josoa 18:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia lasa nitety an’ilay tany ireo lehilahy. Koa nosoratany tao anaty boky ny mombamomba ilay tany+ izay notsinjaraina ho fito, arakaraka ireo tanàna. Dia niverina tany amin’i Josoa tao an-toby tao Silo izy ireo.
9 Dia lasa nitety an’ilay tany ireo lehilahy. Koa nosoratany tao anaty boky ny mombamomba ilay tany+ izay notsinjaraina ho fito, arakaraka ireo tanàna. Dia niverina tany amin’i Josoa tao an-toby tao Silo izy ireo.