31 Koa hoy i Finehasa zanak’i Eleazara mpisorona, tamin’ny taranak’i Robena sy ny taranak’i Gada ary ny taranak’i Manase: “Fantatray androany fa eo amintsika i Jehovah,+ satria tsy nivadika tamin’i Jehovah ianareo. Ankehitriny dia nanafaka ny zanak’Israely teo an-tanan’i Jehovah ianareo.”+