Josoa 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia novorin’i Josoa tao Sekema+ ny foko rehetran’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’ny Israely+ sy ny mpitsarany ary ny mpiadidiny. Koa nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra ireo.+ Josoa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:1 w92 1/7 12-13 Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:1 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1992, p. 12-13
24 Dia novorin’i Josoa tao Sekema+ ny foko rehetran’ny Israely, ary nantsoiny ny anti-panahy sy ireo lohany teo amin’ny Israely+ sy ny mpitsarany ary ny mpiadidiny. Koa nitsangana teo anatrehan’Andriamanitra ireo.+