Josoa 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Rehefa nandeha ny fotoana, dia nalaiko avy tany ampitan’ny Renirano+ i Abrahama+ razambenareo, ka nentiko nitety ny tany Kanana manontolo, ary nataoko maro ny taranany.+ Koa nomeko azy i Isaka.+ Josoa Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 24:3 w01 15/8 14 Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 24:3 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2001, p. 14
3 “‘Rehefa nandeha ny fotoana, dia nalaiko avy tany ampitan’ny Renirano+ i Abrahama+ razambenareo, ka nentiko nitety ny tany Kanana manontolo, ary nataoko maro ny taranany.+ Koa nomeko azy i Isaka.+