Josoa 24:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy,+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Koa tsy hamela heloka anareo izy raha mikomy sy manota ianareo.+
19 Dia hoy i Josoa tamin’ny vahoaka: “Tsy ho vitanareo ny hanompo an’i Jehovah, fa Andriamanitra masina izy,+ sady mitaky ny hanompoana azy irery ihany.+ Koa tsy hamela heloka anareo izy raha mikomy sy manota ianareo.+