Josoa 24:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia nosoratan’i Josoa tao amin’ny boky misy ny lalàn’Andriamanitra+ ireo teny ireo. Ary naka vato lehibe izy,+ ka nanangana izany teo ambanin’ilay hazo goavam-be+ izay eo akaikin’ny toerana masin’i Jehovah.
26 Dia nosoratan’i Josoa tao amin’ny boky misy ny lalàn’Andriamanitra+ ireo teny ireo. Ary naka vato lehibe izy,+ ka nanangana izany teo ambanin’ilay hazo goavam-be+ izay eo akaikin’ny toerana masin’i Jehovah.