Mpitsara 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+ Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:9 Fandalinana, Boky 1,
9 Dia niantso vonjy tamin’i Jehovah izy ireo,+ ka nisy mpamonjy+ notendren’i Jehovah hamonjy azy. Tsy iza izany fa i Otniela+ zanak’i Kenaza+ zandrin’i Kaleba.+