Mpitsara 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Teo an-tananareo ange no nanoloran’Andriamanitra an’i Oreba sy Zeba+ andrianan’ny Midianina e! Ary inona moa no mba vitako raha ampitahaina amin’ny vitanareo?” Rehefa avy niteny izany i Gideona vao tony ny fahatezeran’izy ireo taminy.+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:3 w00 15/8 25 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:3 Ny Tilikambo Fiambenana,15/8/2000, p. 25
3 Teo an-tananareo ange no nanoloran’Andriamanitra an’i Oreba sy Zeba+ andrianan’ny Midianina e! Ary inona moa no mba vitako raha ampitahaina amin’ny vitanareo?” Rehefa avy niteny izany i Gideona vao tony ny fahatezeran’izy ireo taminy.+