Mpitsara 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary nanao efoda+ tamin’izany volamena izany i Gideona, ka narantirantiny tao Ofra+ tanànany ilay izy. Dia nanana fifandraisana mamoafady tamin’ilay efoda ny Israely rehetra,+ hany ka lasa fandrika ho an’i Gideona sy ny ankohonany ilay izy.+ Mpitsara Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:27 w05 15/7 16 Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:27 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/7/2005, p. 16
27 Ary nanao efoda+ tamin’izany volamena izany i Gideona, ka narantirantiny tao Ofra+ tanànany ilay izy. Dia nanana fifandraisana mamoafady tamin’ilay efoda ny Israely rehetra,+ hany ka lasa fandrika ho an’i Gideona sy ny ankohonany ilay izy.+