Mpitsara 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia nomen’ireo farantsa volafotsy fitopolo avy tao an-tranon’i Bala-berita+ i Abimeleka. Koa izany no nampiasainy hanakaramana olona mpidonana-poana sy sahisahy ratsy,+ mba handeha hiaraka aminy. Mpitsara Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:4 Fandalinana, Boky 1,
4 Dia nomen’ireo farantsa volafotsy fitopolo avy tao an-tranon’i Bala-berita+ i Abimeleka. Koa izany no nampiasainy hanakaramana olona mpidonana-poana sy sahisahy ratsy,+ mba handeha hiaraka aminy.