18 fa ianareo kosa nitsangana hanohitra ny ankohonan-draiko androany, ka novonoinareo teo ambonin’ny vato iray ny zanany+ fitopolo lahy,+ ary nataonareo mpanjakan’ny+ olona ao Sekema i Abimeleka, zanaky ny mpanompovaviny,+ satria fotsiny hoe rahalahinareo izy,