Mpitsara 9:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ren’ny mponina rehetra tao amin’ilay tilikambo tao Sekema izany, ka avy hatrany izy ireo dia nankao amin’ilay efitra fandosirana tao an-tranon’i Ela-berita.+
46 Ren’ny mponina rehetra tao amin’ilay tilikambo tao Sekema izany, ka avy hatrany izy ireo dia nankao amin’ilay efitra fandosirana tao an-tranon’i Ela-berita.+