1 Samoela 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah. 1 Samoela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 1:9 w07 15/3 15 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:9 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 15
9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah.