1 Samoela 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tatỳ aoriana, dia niakatra niaraka tamin’ny ankohonany manontolo i Elkana, mba hanao sorona ho an’i Jehovah, dia ny sorona fanao isan-taona+ sy ny fanatitra fanefana voady.+
21 Tatỳ aoriana, dia niakatra niaraka tamin’ny ankohonany manontolo i Elkana, mba hanao sorona ho an’i Jehovah, dia ny sorona fanao isan-taona+ sy ny fanatitra fanefana voady.+