1 Samoela 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary lehibe indrindra teo anatrehan’i Jehovah ny fahotan’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah+ ireo lehilahy ireo.
17 Ary lehibe indrindra teo anatrehan’i Jehovah ny fahotan’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah+ ireo lehilahy ireo.