1 Samoela 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary ren’ny Filistinina ilay horakoraka ka hoy izy ireo: “Fa maninona no misy horakoraka be+ toy izany ao an-tobin’ny Hebreo?” Dia fantatr’izy ireo fa tonga tao ny Vata masin’i Jehovah.
6 Ary ren’ny Filistinina ilay horakoraka ka hoy izy ireo: “Fa maninona no misy horakoraka be+ toy izany ao an-tobin’ny Hebreo?” Dia fantatr’izy ireo fa tonga tao ny Vata masin’i Jehovah.