13 Tamin’izy tonga, dia efa nipetraka nitazantazana teo amin’ny seza teo amoron-dalana i Ely, satria nangitakitaka ny fony noho ny amin’ny Vata masin’Andriamanitra.+ Ary tonga nilaza ny vaovao tao an-tanàna ilay lehilahy, ka nidradradradra ny iray tanàna.