1 Samoela 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia henon’i Ely ilay fidradradradrana, ka hoy izy: “Fa inona izany tabataba izany?”+ Koa nandeha haingana nankeo amin’i Ely ilay lehilahy, ka nilaza ilay vaovao taminy.
14 Dia henon’i Ely ilay fidradradradrana, ka hoy izy: “Fa inona izany tabataba izany?”+ Koa nandeha haingana nankeo amin’i Ely ilay lehilahy, ka nilaza ilay vaovao taminy.