1 Samoela 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa hoy ilay mpilaza vaovao: “Nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+
17 Koa hoy ilay mpilaza vaovao: “Nandositra teo anoloan’ny Filistinina ny Israely, ary resy tanteraka ny olona.+ Maty koa i Hofinia sy Finehasa zanakao mirahalahy,+ ary lasa babo ny Vata masin’Andriamanitra.”+