1 Samoela 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary rehefa ho faty izy, dia hoy ireo vehivavy nijoro teo akaikiny: “Aza matahotra fa tera-dahy ianao.”+ Tsy namaly anefa izy, sady tsy nahoany akory izany tao am-pony tao.
20 Ary rehefa ho faty izy, dia hoy ireo vehivavy nijoro teo akaikiny: “Aza matahotra fa tera-dahy ianao.”+ Tsy namaly anefa izy, sady tsy nahoany akory izany tao am-pony tao.