1 Samoela 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nankany Gilgala ny olona rehetra. Ary tao i Saoly no nataony mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah izy ireo tao,+ ka nifaly aoka izany+ i Saoly sy ny Israelita rehetra.
15 Koa nankany Gilgala ny olona rehetra. Ary tao i Saoly no nataony mpanjaka teo anatrehan’i Jehovah. Dia nanolotra sorona iombonana teo anatrehan’i Jehovah izy ireo tao,+ ka nifaly aoka izany+ i Saoly sy ny Israelita rehetra.