1 Samoela 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Jehovah+ kosa ianareo ka manohitra ny baikon’i Jehovah,+ dia hamely anareo sy ny rainareo tokoa ny tanan’i Jehovah.+
15 Fa raha tsy mankatò ny tenin’i Jehovah+ kosa ianareo ka manohitra ny baikon’i Jehovah,+ dia hamely anareo sy ny rainareo tokoa ny tanan’i Jehovah.+