1 Samoela 14:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:50 Fandalinana, Boky 1,
50 Ny anaran’ny vadin’i Saoly dia Ahinoama, zanak’i Ahimaza. Ny anaran’ny lehiben’ny tafiny dia Abnera,+ zanak’i Nera, dadatoan’i Saoly.