1 Samoela 15:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Tatỳ aoriana, dia naniraka anao i Jehovah ka nilaza hoe: ‘Mandehana, atokàny haringana ireo mpanota,+ dia ny Amalekita. Ary miadia aminy mandra-pandringanao azy tanteraka.’+
18 Tatỳ aoriana, dia naniraka anao i Jehovah ka nilaza hoe: ‘Mandehana, atokàny haringana ireo mpanota,+ dia ny Amalekita. Ary miadia aminy mandra-pandringanao azy tanteraka.’+