1 Samoela 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:18 Fandalinana, Boky 2,
18 Dia hoy ny iray tamin’ny mpanompo hoe: “Misy zanak’i Jese Betlehemita fantatro fa mahay mitendry harpa.+ Lehilahy matanjaka+ sy mahery fo izy sady lehilahy mpiady.+ Mahay mandaha-teny+ koa izy sady tsara bika,+ ary momba azy i Jehovah.”+