1 Samoela 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nandefa an’ireo iraka hijery an’i Davida i Saoly, sady hoy izy: “Ento atỳ amiko eo ambony fandrianany izy, mba hovonoina ho faty.”+
15 Koa nandefa an’ireo iraka hijery an’i Davida i Saoly, sady hoy izy: “Ento atỳ amiko eo ambony fandrianany izy, mba hovonoina ho faty.”+