1 Samoela 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:18 Fandalinana, Boky 1,
18 Farany, dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mihodìna, ka asio ireo mpisorona ireo!” Dia nihodina avy hatrany i Doega Edomita,+ ka namely an’ireo mpisorona. Koa dimy amby valopolo lahy nisalotra efoda+ rongony, no matiny+ tamin’iny andro iny.