1 Samoela 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy i Davida: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô,+ efa ren’ny mpanomponao tokoa fa mitady hanketo Keila i Saoly mba handrava ny tanàna noho ny amiko.+
10 Ary hoy i Davida: “Ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô,+ efa ren’ny mpanomponao tokoa fa mitady hanketo Keila i Saoly mba handrava ny tanàna noho ny amiko.+