1 Samoela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hanolotra ahy eo an-tanany ve ireo mponin’i* Keila? Hidina ve i Saoly, araka izay efa ren’ny mpanomponao? Mba lazao amin’ny mpanomponao re, ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô!” Dia hoy i Jehovah: “Hidina izy.”+
11 Hanolotra ahy eo an-tanany ve ireo mponin’i* Keila? Hidina ve i Saoly, araka izay efa ren’ny mpanomponao? Mba lazao amin’ny mpanomponao re, ry Jehovah Andriamanitry ny Israely ô!” Dia hoy i Jehovah: “Hidina izy.”+