1 Samoela 23:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa mandehana, azafady, ary tohizo ihany izay efa ataonareo. Fantaro ka zahao izay toerana alehany sy izay olona efa nahita azy tany, fa tena fetsy+ tokoa, hono, ilehiny.
22 Koa mandehana, azafady, ary tohizo ihany izay efa ataonareo. Fantaro ka zahao izay toerana alehany sy izay olona efa nahita azy tany, fa tena fetsy+ tokoa, hono, ilehiny.