25 Ary tonga mba hitady azy i Saoly sy ny olony.+ Rehefa nisy nilaza izany tamin’i Davida, dia nidina avy hatrany nankeny amin’ny harambato+ izy ka nijanona tany an-tany efitr’i Maona. Nony ren’i Saoly izany, dia nanenjika+ azy tany an-tany efitr’i Maona izy.