1 Samoela 26:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy, satria nanolotra anao teo an-tanako i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr’i Jehovah.+
23 I Jehovah no hamaly ny tsirairay araka ny fahamarinany+ sy ny tsy fivadihany avy, satria nanolotra anao teo an-tanako i Jehovah androany, nefa izaho tsy nety naninjitra ny tanako hamely ny voahosotr’i Jehovah.+