-
1 Samoela 27:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hoy i Davida tamin’i Akisy: “Raha mahazo sitraka aminao aho, dia aoka mba homena toerana ao amin’ny tanàna iray any ambanivohitra, mba hipetrahako any. Fa nahoana ny mpanomponao no hipetraka miaraka aminao eto amin’ny tanànan’ny mpanjaka?”
-