1 Samoela 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita,+ izay nonina tao amin’ny faritra nanomboka tany Telama+ ka hatrany Sora+ ary nipaka hatrany Ejipta. 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:8 Fandalinana, Boky 2,
8 Ary niakatra i Davida sy ny olony mba hanafika ny Gesorita+ sy ny Girzita ary ny Amalekita,+ izay nonina tao amin’ny faritra nanomboka tany Telama+ ka hatrany Sora+ ary nipaka hatrany Ejipta.