1 Samoela 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary namory ny tobiny rehetra tao Afeka ny Filistinina,+ fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+ 1 Samoela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:1 Fandalinana, Boky 1,
29 Ary namory ny tobiny rehetra tao Afeka ny Filistinina,+ fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+