1 Samoela 30:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Rehefa tonga tao Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo namany+ anti-panahin’i Joda, ka hoy izy: “Ity misy fanomezana+ ho fisaorana anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”
26 Rehefa tonga tao Ziklaga i Davida, dia nandefasany tamin’ny zavatra azo babo ireo namany+ anti-panahin’i Joda, ka hoy izy: “Ity misy fanomezana+ ho fisaorana anareo, avy amin’ny zavatra azo babo tamin’ny fahavalon’i Jehovah.”